Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitia nindramina
Intro : [ Em – D – C – D – C- Am – Em] Em C Fotoana vitsy monja ihany anie, C Am D No noferanao ho ahy, mba ho anjarako Em C Ilay fitia tao am-ponao hatrizay, C Am D Tsy navelanao ho ahy, mba ho anjarako o o! C D Hasambarana fohy no niainako, C D Tsy mba nahitako izay nahasoa C D Fa ny faniriko ny ho anilanao, C D kanefa tsy mba nirinao Fiverenana: G D Fitia nindramina avy any aminao, C D Am No niainaiko hatrizay, hatrizao C Am D Nefa toa navelanao, toy izay fananao G D Fitia nindramina avy any aminao, C D Am Fiainanana vaovao lava izao ny anao D Am Em Nefa izany ve no atao hoe hasambarana Em C Tsy tsapanao tokoa mantsy fa, C Am D ny fitiavako, tsy niala taminao, oh!! Em C Ilay foko tia tsy nety niova, C Am D Toa nanjary kivy, noho ny nataonao, oh! C D Hasambarana fohy no niainako, …
