Tablier Manga (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony ianao zazavavy tsotra
Nitondra kitapo
Nanao tablier(bis)
Iny ianao fa namonjy tononkira.serasera.org lera
Tsy nitaveravera
Fa sao tezitra i Mera (bis)
Saika diso hendry
Tsy nilalao afa tsy
Ireny saribakoly ireny
Nefa ny saribakoly
ugnauhb Tsy mamaly fitia (bis)
Tonga ary aho,tonga aho joclblku hitantara
Ilay hatsaran’
Ny raozy vao maraina(bis)
Nampianariko anao
Koa ny nankafy, iry lanitra iry
Rehefa maty ny masoandro (bis)
Nony tonga ny hariva
Ianao nanisa kintana
Izaho nibanjina ny tany
Izaho somary miala
onglse Ianao miantso hoe avia (bis)
Nitondra kitapo
Nanao tablier(bis)
Iny ianao fa namonjy tononkira.serasera.org lera
Tsy nitaveravera
Fa sao tezitra i Mera (bis)
Saika diso hendry
Tsy nilalao afa tsy
Ireny saribakoly ireny
Nefa ny saribakoly
ugnauhb Tsy mamaly fitia (bis)
Tonga ary aho,tonga aho joclblku hitantara
Ilay hatsaran’
Ny raozy vao maraina(bis)
Nampianariko anao
Koa ny nankafy, iry lanitra iry
Rehefa maty ny masoandro (bis)
Nony tonga ny hariva
Ianao nanisa kintana
Izaho nibanjina ny tany
Izaho somary miala
onglse Ianao miantso hoe avia (bis)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 11984
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 09/02/2002 21:02
