Tablier Manga (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony tononkira.serasera.org ianao zazavavy tsotra
Nitondra kitapo
Nanao tablier(bis)

   lhkgysu  Iny ianao fa namonjy lera
    Tsy nitaveravera
    Fa sao tezitra i Mera oticvow (bis)

Saika diso hendry
Tsy nilalao afa tsy
Ireny saribakoly ireny

     Nefa ny saribakoly
     Tsy mamaly fitia (bis)

Tonga ary aho,tonga aho hitantara
Ilay hatsaran’
Ny raozy vao maraina(bis)

     Nampianariko anao
     Koa ny nankafy, iry lanitra iry
     Rehefa maty fgplpwn ny masoandro (bis)

Nony tonga ny hariva
Ianao nanisa kintana
Izaho nibanjina ny tany

     Izaho somary miala
     Ianao miantso hoe avia (bis)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119