Tablier Manga (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony ianao zazavavy tsotra
Nitondra kitapo
Nanao tablier(bis)

    Iny ianao fa namonjy lera
    Tsy nitaveravera
    Fa sao tezitra i Mera (bis)

Saika diso hendry
Tsy nilalao afa tsy
Ireny saribakoly ireny

     Nefa ny saribakoly
     Tsy mamaly fitia (bis)

Tonga ary aho,tonga aho waudt hitantara
Ilay hatsaran’
Ny raozy vao maraina(bis)

     Nampianariko anao
     Koa ny nankafy, fqfgtanw iry lanitra iry
  tononkira.serasera.org    Rehefa maty ny masoandro (bis)

Nony tonga ny hariva
Ianao nanisa kintana
Izaho nibanjina ny tany

     Izaho somary cpbq miala
     Ianao miantso hoe avia (bis)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118