Ambodia very namana (Lasa) (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambodia very namana angaha izato ialahy
Tsisy hzvbdizr mpijery any lavitra ezaka any
Toy ny zaza tsy mahasara-nono
Tsisy mpitaiza ka mahavaky ny fo.
Vao toy ny omaly ialahy ‘lay nandao ahy
Hitako vrks sary, mampangotsoka ny fanahy
Narindrina ny vavahady hampisaraka antsika
Samy nahatsapa fa angamba tsy hifankahita.
Hiraraka toy ny volana any iny e
Fahatsiarovana anao
Lasan-davitra any ny lasa iny
Lasa ka tena nandao.
Rehefa ato an-trano toa babangoana zay hitan’ny maso
Toa mahakamo na ny oseapoki mijanona ato
Na ny tononkira.serasera.org fandriana aza toa mahatsiaro an’ialahy
Fa mangatsiaka rehefa amin’ny alina
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 5156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2014 20:04