Tehina (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy no andry tsy hampianjera tononkira.serasera.org anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao

Tsy qgegu misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io epxfxk na hazo
Tehina, tehina foana

Nitombo ny taona sy ny fara mddicfwd mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119