Tehina (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy embi no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny emxp olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tononkira.serasera.org tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao

Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy ymgwue hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana

Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114