Tehina (Iraimbilanja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha tononkira.serasera.org ireo dnkwus tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga vuuc izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao

Tsy moypcyr misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina foana

Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112