Tehina (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza sy vao niana-mandeha ireo tongotrao
Ka nitehina tamin’i Neny ianao
Izy rljuhh no andry tsy hampianjera anao
Izy no vatolampinao
Taona maromaro taty aoriana
Nifanao fotoana tamin’ny olon-tiana ianao
Tsy mbola tonga izy tsy mbola tonga foana
Ka niankin-drindrina ianao
Tsy misy mahavita irery
Fa mbola miankina amin’ny tsy hay
Na rindrina io na hazo
Tehina, tehina tononkira.serasera.org foana
Nitombo ny taona ikcsuw sy ny fara xccwnfwy mandimby
Ka nihaosa ny tongotrao
Nitady ka nahita, hazo itehenana
Hazo ho namanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraimbilanjaHits : 7413
Likes : 1 Like
Created by : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Date : 25/10/2003 22:21