NY TANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tananao nitsotra mba hitantana ahy Jesoa
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny ddar hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka fxmuwci ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra iypjzy ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba mandao
Aoka ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho tononkira.serasera.org Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
Nidify aho,
Fa toa tsy sahy ny ddar hiaraka Aminao
Kanefa Ianao nanaraka fxmuwci ahy
Tsy niala fa nibitsika ahy
Nananatra iypjzy ahy mba hiova fo
Hamoy ny taloha
Sambatra aho manana Anao
Hatramin’izay ka hatramin’izao
Satria tia sy niahy ahy Ianao
Ry tsy mba mandao
Aoka ny tananao re ry Ray
Hikasika ahy mandrakizay
F’indro aho manolon-tena ho tononkira.serasera.org Anao
Ho olom-baovao
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1942
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 11:57
