Oram-panala (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao vao mirotsaka ny oram-panala
Mitanjaka ny ala,mangitsy tononkira.serasera.org ny anio kitkwun
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry nhukj foana izy roa
Kay efa nifanao fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary lecs soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso
Ka izy no hanary dia
Mandrapiandry ny fitia
Mitanjaka ny ala,mangitsy tononkira.serasera.org ny anio kitkwun
Io fa nivadika ny Kalandary
Ka efatra atoandro izy no nitomany
Ô! dila sahady ny taona
Nifampiandry nhukj foana izy roa
Kay efa nifanao fotoana
Herintaona tany aloha
Ny taratasin’i Razazavavy
Zary mankanavy tonga isanandro
Ny heritreritr’i Razazalahy
Toa feno ahiahy manidina avo
Ary lecs soa fa ny lohataona
Dia marimpotoana tsy diso
Ka izy no hanary dia
Mandrapiandry ny fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 4892
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/02/2002 17:12
