Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja encwqv sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, tononkira.serasera.org ka subyiknl tandremo tsara sao potraka ianao e! rgrt
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba tena tianao
Dia nanjary haizina sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja encwqv sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, tononkira.serasera.org ka subyiknl tandremo tsara sao potraka ianao e! rgrt
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10368
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
