You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

Andriamanitra tsitoha (Ndriana Ramamonjy)

Andriamanitra tsitoha Mpiahy ny fiainana
Hatry ny taloha ka ho mandrakizay
Fiderana erampo no indro asandratray
Fa ny Teninao soa Teny fiainana ho anay

Ho raketiktononkira.serasera.orgo am-po Tompo ny Teninao
Sy ho fiarovana koa tsy hanotako aminao
Fa raha misarika ahy ireo fankampanahy
Ao ireo Teninao soa ho firovana hoanay

Andriamanitra tsitoha ........................

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 5375
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miarana
Tamin'ny : 27/08/2003 06:58:48
ID : 1897

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo