Be Fiadanana (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be Fiadanana,  izay tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako hiala eo imasoko Izy.
Be Fiadanana,  izay tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako ewyfufhx hiala eo imasoko Izy.

Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.
Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.

Be tononkira.serasera.org Fiadanana,  izay tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako hiala eo ylbmit imasoko ljthlqc Izy.
Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.

Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Vangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ainanja
Daty : 18/09/2024 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1458