You are here: home > Tononkira > Ndriana Ramamonjy

FITIA AGAPE (Ndriana Ramamonjy)

Fitia Agape : tsy omena mpandalo
Fitia Agape : tsy miandry takalo
Fitia Agape : no ambony indrindra Jeso
Fitia Agape !
Fitia Agape : manolotra foana
Fitia Agape : no mendrika indrindra
Fitia Agape : ny Fitiavanao Jeso

Fiv :
Fa na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho
Nefa tsy manana an’itononkira.serasera.orgzany hoe : Fitia Agape
Dia tonga varahina sy kipantsona izay mikarantsana anie aho
Fitia Agape no tsara indrindra Jeso

Fitia Agape : tsy mitady ny azy
Fitia Agape : fa mora fanahy
Fitia Agape : tsy hanao izay tsy mahamendrika
Fitia Agape !
Fitia Agape : tsy mirehareha
Fitia Agape : mandefitra foana
Fitia Agape : mifaly amin’ny marina

Mpihira : Ndriana Ramamonjy
Mpamaky : 8059
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamy78
Tamin'ny : 24/01/2007 18:58:54
ID : 4164

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo