Hevitra momba an'i Ndriana Ramamonjy
Hiverina amin'ny Ndriana Ramamonjy Hampiditra hevitra
Vanilia (
21/11/2015 20:37)
Dadanaivo no fiantsoana azy ary nahitana ny soa fa mankasitraka indrindra!
mampahery ary mananatra ny tononkira novolainy rehetra. tsy manadino e
Fa maninona no "dadanaivo chocolat" ry hanty31?

iNico (
21/10/2015 16:47)
Salama dahol e!!
Saika mba mitad partition ny hiran Ndriana Ramamonjy raha mba misy.
Merci
tht e

ophelia (
27/11/2014 14:46)
Mba mitady ny CD na DVD misy an'ilay FIHAVANANA an'i Ndriana RAMAMONJY zay mba manana azafady.
charllotte (
11/03/2007 19:31)
bjr,mba omeo tonony tu m'as donne ny NDRIANA RAMAMONJY izay manana azafady misaotra mialoha
stephanie (
18/02/2007 13:14)
afaka mahazo le tohiny hira hoe tu m'as donné de NDRINA RAMAMONJY VE MERCI
marina50 (
14/06/2006 16:16)
namoaka kasety vol4 i Ndriana Ramamonjy!
tsara dia tsara e!
Deraina ny Tompo!!
tsara dia tsara e!
Deraina ny Tompo!!
Iony (
14/12/2005 12:53)
Tsara be daholo ny tonon-kira fa dia manentana ny rehetra mba hihaino sy hamakafaka ny tiany ho lazaina fa tena tenin'ny baiboly nasiana feony ka tena lafatra no mampahery tokoa!
hanty31 (
17/03/2005 20:03)
I dadanaivo chocolat!
sady be fitiavana no tia mizara hafaliana amin'ny hafa!
mampahery ny olona ny hirany!
ary tena isaorana an'Andriamanitra izany e!
voninahitra ho an'Andriamanitra!

17/03/2005 20:01)
Ndriana Ramamonjy, auteur compositeur,mpamorona ny hira anisan'ny tsy afaka am-bavan'ny olona mihitsy:
Andriamanitra fitiavana,noforoniny tamin'ny faha- 12 taonany tamin'izy nilalao kalesa miaraka amin'ny namany!
Vato fehizoro,
Raha ho any an-danitra...
Santionany ireo fa mbola betsaka noho ireo ny hirany.
Mihoatra noho ny 200 ny hirany !
zatra nifankazatra tamin'Andriamanitra ary ny Baiboly no tena fototry ny tononkirany fa tsy hevitra na tononkalo fotsiny!
Mpiangona ao amin'ny fiangonana Baptiste biblique Ankadivato.
Izy moa dia rahalahin'ny dadan'i Hantatiana.
Mpanabe tanora ary mikatsaka hatrany ny hanasoa ny mpiara-monina aminy izy! indrindra ireo ankizy mahantra sy ny tanora manao rebellion itony !indrindra eo amin'ny fokotanin'Ambohijanahary misy azy eo!
amin'ny fanabeazana azy ireo mba ho tonga ho olom-banona!

(
14/03/2003 13:48)
NDRIANA RAMAMONJY:
Manambady, Fanja RAMAMONJY. Ary manan-janaka vavy iray, Ny Antsa RAMAMONJY.
Artista kristiana izy ary eo amin'ny sehatra kristiana no tena ahitana azy.
Mpamoron-kira (auteur-compositeur) sy mpanao hosodoko ary mpanentana amin'ny lanonana.
Hita ihany koa izy eo amin'ny sehatry ny firenena.
Mpitaiza tanora ihany koa izy mivady.
Maro ny horonam-peo aram-pilazantsara efa navoakany. Ka maro tamin'ireny ny an'i HANTATIANA. Izy rahateo moa dia dadanaivon'i HANTATIANA.
Miangona sady diakona ao amin'ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato izy, ary mpikambana ao amin'ny Mpiara-Mamaky ny Baiboly Malagasy!