Ludger Andrianjaka

Nampiditra Naly Randria
05/11/2002 22:42
Hiran'i Ludger Andrianjaka 16 Jereo eto
Vangy : 7736
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Ludger Andrianjaka

hertix (08/01/2006 15:43)
Mpihira malagasy tena niavaka tokoa raha i Ludger ANDRIANJAKA. Izy irery mantsy teto Madagasikara no nanao ilay atao hoe voix d'opéra (toa an-dry Pavarotti). Maro ireo mpamoron-kira no nanome ny hirany hohirain'i Ludger ANDRIANJAKA. Voalohany tamin'izany i Naly RAKOTOFIRINGA izay tena niara-niasa taminy akaiky tokoa. Tao koa ry Ramaroson Wilson, Fredy Raoilifahanana, Therack ... Raha ny niara-nihira taminy indray dia tao ry Jeanne Naly, Mme Fara, Ossy. Ny mpitendry nanaraka azy dia Naly RAKOTOFIRINGA, RAMAROSON Wilson, Raymond RABESON, Iharry ary Haja RAKOTONIMANGA. Anisan'ny hira nampalaza azy ny "Ary elatra", "Vohitra manga", ary "Nosy Tanindrazako".

Hiran'i Ludger Andrianjaka (16)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015