Masoandro mody (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zzusw Ry masoandro mody madiva hilentika
Nahoana lahy ianao raha hafarako indray
Ianao ihany anie no mahavangy matetika
Mba vimbino re ity hafatro any aminay
Na ho singany hono hoe tsy mba mety variana
Fa tsy misy mahasolo ilay olon-tiana
Aoka ihany vbic mba samy hitahiry tononkira.serasera.org mangina
Fa tsy mbola fantatrao izay miseho any aoriana
Fenomanana hono hoe irony volana ambony
Mainka koa ity foko tsy mety mitony
Mikorana ldgxbcb izay tsy izy ny ankizin’olona
Fa izaho irery kosa no toa miolonolona
Mety hivaly ihany ve izany vetsoko izany
Ry masoandro mody hivadika ho any
Mba asaivo vangiany ny akany nitoerako
Fa ho hitany ao ny tandindon’ny tenako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 6026
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 06/11/2003 15:19