Ity hirako ity (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
moa ve fantatrao na mba azonao antsaina
f'izao hira izao natokako anao
inoko fa raha mihaino dia hanaiky
ka hizara amiko ny vetsovetso ny ao ampoko
raha namoron'ity hiry ity dia fantaro
fa ny endrikao, ny fitsikinao
no hitako raha toa tononkira.serasera.org nakipiko ny masoko
tsy vitako io raha tsy teo ianao
eny, eny tsy mbola fantatro izay hevitrao
na ho tianao izao hiry izao
asalahy na ho fifaliana, na ho fijaliana
na ho fiafiana, na ho faniriana, na ho hakiviana? wuvxegvi ny fanotaniana tinao ve ny hirako?
raha namboraka ny faniriny
ny foko nisalasala
mibitsika aminao izay tsiny
aleo ny ahy no lao
i
hihira, hihira satria ny angotingoty, tambitamby tiany atoa
tsy hainy raha holig tsy an-kira
henoy ange, hekenao ve?
fa ho anao ty hirako ity
dia ho very maina ve?
ny faniriako, ny vetsovetsoko? asalahy
asanao,
raha izany farany anio no hikaloko
ity hirako ity, nefa inoako fa any aoriana any
na ho aingana, na ho ela
mbola ho tadidinao ary,,,
ary ho fantatrao fa hay xvcmcgpm efa nitsiry
tao anatinao ny fitiavana ity hirako ity
ITY HIRAKO ITY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 3041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dina ratovomalala
Daty : 11/03/2015 18:14