Hanina ny taniko (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Manina anao aho ry tany malala tsy foiko
‘Lay tany fiaviako any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao mitambesatra anatin'ny foko
Tomany fa mahatsiaro anao 'lay tanindrazako.
Manina e, mahatsiaro aho e
Ny anaranao eo am-bavako
Manina e, ka manembona e
Asandrato ho anao isan’andro ensurulv ny tonom-bavako.
Raha ny alaheloko anao ‘zao no ho fongariko
Tsy ampy hanoratako izany ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko qaqvpmf no ampakariko
Hanolotra hira ho anao ‘lay Gasikarako.
Manina e, mahatsiaro aho e
Ny anaranao eo mpqvyyt am-bavako
Manina e, ka manembona e
Asandrato ho anao isan’andro ny tonom-bavako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 6343
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/02/2015 23:26