Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanina ny taniko (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho ry tany malala tsy japzykmx foiko
‘Lay tany fiaviako any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao mitambesatra anatin'ny foko
Tomany hogepmt fa mahatsiaro frsh anao 'lay tanindrazako.
Manina e, mahatsiaro aho e
Ny anaranao eo am-bavako
Manina e, ka manembona e
Asandrato ho anao isan’andro ny tonom-bavako.
Raha ny alaheloko anao ‘zao no ho fongariko
Tsy ampy hanoratako izany ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko no ampakariko
Hanolotra hira ho anao ‘lay Gasikarako.
Manina e, mahatsiaro aho e
Ny anaranao eo tononkira.serasera.org am-bavako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 6108
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/02/2015 23:26