Bagasy Mazia Romotra (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gitara sy kabosy miraondraona
Angolampeo mirafitra mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy tononkira.serasera.org rotsim-baliha
Ref :
Zay lay revina Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny rivotra avy any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy gjnt reo vyrghh mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy
Zay lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy karantsana be manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mteqy mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy fanahy
Angolampeo mirafitra mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy tononkira.serasera.org rotsim-baliha
Ref :
Zay lay revina Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny rivotra avy any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy gjnt reo vyrghh mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy
Zay lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy karantsana be manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mteqy mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy fanahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 21/01/2025 05:01
