Bagasy Mazia Romotra (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gitara sy kabosy miraondraona
Angolampeo mirafitra mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy rotsim-baliha
Ref :
Zay lay revina Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny mxqlrdu rivotra avy tcnan qrrvjyle any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy reo mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy
Zay lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy karantsana be manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy fanahy tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandry GasyHits : 723
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:01