Bagasy Mazia Romotra (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gitara ifrtg sy kabosy miraondraona
Angolampeo mirafitra mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy rotsim-baliha
Ref :
Zay lay revina lazwvn Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny rivotra avy any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy reo mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy
Zay xxuzr lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy tononkira.serasera.org karantsana be manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy fanahy
Angolampeo mirafitra mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy rotsim-baliha
Ref :
Zay lay revina lazwvn Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny rivotra avy any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy reo mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy
Zay xxuzr lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy tononkira.serasera.org karantsana be manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy fanahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 820
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:01
