Tsy avy amin'olona (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avy amin'olona ny ahy ny famonjena
Tsy nahavonjy ahy ny vola sy ny harena
Fa avy amin'i Jehovah Ray
Izy no mampijoro ahy
Jehovah no heriko sy tanjako. (X2)

Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!

........................

Tsy ho menatra aho na koa angahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no mampahory,
Fa izy tsy handao akory
Eny hatoky, hatoky azy aho. (X2)

Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!
(X2)

Aleloia!..........Aleloia!............Aleloia!

(Aleloia!).......Aleloia!!!
(Aleloia!).......Aleloia!
(Aleloia!).......A a a aleloia!!!....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)
Vangy : 1682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 02/01/2020 07:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1871