Misafotofoto (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misafotofoto mafy lotra Jesosy rjae ô
Izany onjampiainana entiko
Te hanimba ahy, te handrendrika tjbg ahy
Tsy misy fitsarahana izy ity isanandro
Tsy aiko ho tanterina fa tena tsy zaka e
O Jesosy mila anao anie aho e
Hampitsahatra azy
Manenjika ahy, toa handrendrika ahy
Ny hahavony ny onja entiny,
ny rivotra mahery toa tsy ho tohatro
Sakanonao re
O hampangino Jesosy o
O hatsaharo e,
O hatsaharo, teneno mafy izy io tsy handrendrika ahy e
Fa mahery loatra ka tsy voatohatro, miady irery aho e
Miady irery aho
Koa mila izany sandrinao aho hanohana ahy Jesosy malala ô
Lay zjixtspa sambokeliko efa mila ho vaky
Voavelin onja mahery mahafaty, tafiditry ny rano e
Hidiranangano
Tsy tononkira.serasera.org misy mahita aho, tsy misy mijery
Faingana hamonjy ahy f’izaho miady irery
O Jesosy mila anao anie aho e, hampitsahatra azy
Tolory tanana aho fa miandry anao
Ny teninao Tompo o no andrasako
Hoe mangina mitsahara e, dia vita ny adiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Vangy : 12296
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : heryavotrarandriamanalina
Daty : 30/08/2017 13:20