Tsy hay sakanana (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
*Midera xofpepjh Anao 'zahay
Hanome voninahitra indray
Ny anaranao no asandratray.
Anivon'ny scfmgdcq fiderana
Misy hery hafanana
Maneho ny fanatrehanao. (x2)
Ref:
Misandrata Tompo ô!
Avo indrindra Ianao!
Mendrika ny ho deraina
Ny anaranao no ankalazaina.
*Mahery nxtimhm Ianao, lehibe Ianao
Manerana ny tany ny lazanao Jesosy ô!
Tsy hay sakanana e! (x2)
....
Ref: ....
Tsy hay tononkira.serasera.org sakanana e!
Hanome voninahitra indray
Ny anaranao no asandratray.
Anivon'ny scfmgdcq fiderana
Misy hery hafanana
Maneho ny fanatrehanao. (x2)
Ref:
Misandrata Tompo ô!
Avo indrindra Ianao!
Mendrika ny ho deraina
Ny anaranao no ankalazaina.
*Mahery nxtimhm Ianao, lehibe Ianao
Manerana ny tany ny lazanao Jesosy ô!
Tsy hay sakanana e! (x2)
....
Ref: ....
Tsy hay tononkira.serasera.org sakanana e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Vangy : 1214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 03/11/2021 20:49
