Hatanjaho ny finoana (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))

Saronan-drahon'mainty lava ny fiananao,
Tsy misy ny mazava, Misesisesy eo avokoa, rehefa mety ho ady,
Mankarary loha,mandratra fo
Tsy misy intsony ny antenaina,reran-tsaina
Fa aiza iany no hiafaranaa...

REF:
Aza kivy, hatrakao ny loha
Miady hoanao ilay ray tsTsiky dia ampyitoha
Vitany io sady tiany vahana
Oh minoa, aza mianahana
HATANJAO NY FINOANA

Mavesabesatra ny ady, toa voasazy
Mila tsy hoay lanjaina, any @iza no hitaraina,
Tsy afa miana, reram-po fa hoaiza mo
efa ilay tanana mahery tsy hamela irery
Jehovah no miady hoana...

REF: .... Aza kivy sns...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)
Mpamaky : 2036
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : cross
Tamin'ny : 19/05/2016 13:09:16
ID : 8540

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo