Tsy avy amin'olona (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy avy amin'olona ny ahy ny famonjena
Tsy nahavonjy kyfdk ahy ny vola sy ny harena
Fa avy amin'i Jehovah Ray
Izy no mampijoro ahy
Jehovah no heriko sy tanjako. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia vgskcn noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!
........................
Tsy ho menatra aho na koa angahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no mampahory,
Fa izy tononkira.serasera.org tsy handao akory
Eny hatoky, hatoky azy aho. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny khynus hidera azy aho hoe: Aleloia!
(X2)
Aleloia!..........Aleloia!............Aleloia!
(Aleloia!).......Aleloia!!!
(Aleloia!).......Aleloia!
(Aleloia!).......A a a aleloia!!!....
Tsy nahavonjy kyfdk ahy ny vola sy ny harena
Fa avy amin'i Jehovah Ray
Izy no mampijoro ahy
Jehovah no heriko sy tanjako. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia vgskcn noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny hidera azy aho hoe: Aleloia!
........................
Tsy ho menatra aho na koa angahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no mampahory,
Fa izy tononkira.serasera.org tsy handao akory
Eny hatoky, hatoky azy aho. (X2)
Ref:
Ny haizina dia nohazavainy
Ireo olana ihany koa dia noravainy
Ka hidera azy aho,
Eny khynus hidera azy aho hoe: Aleloia!
(X2)
Aleloia!..........Aleloia!............Aleloia!
(Aleloia!).......Aleloia!!!
(Aleloia!).......Aleloia!
(Aleloia!).......A a a aleloia!!!....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Hits : 2543
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 02/01/2020 07:55
