Halleloia (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))

https://tononkira.serasera.org/hira/zah-mtf-zah-mamafy-teny-fiainana/halleloia-1

Feno fikasana, ny ao am-poko ao
Anandram-piderana ny anatanao
Fa miorohoro laotra ilay satana rafiko
Tsy te anantona ahy raha vao maheno ny anaranao

REF:
        -HALLELOIA , HALLELOIA
        - Tsara loatra ianao
        - Mahery ny asanao
        - HALLELOIA , HALLELOIA
        - Iza moa no hahasakana anao

Be 'zay vitanao, ka nampiaky ahy
Ireo nampataotra ahy, nirifatra tsy sahy
Fa iza kosa hoy aho no tsy handoalika @ao
Maha te hidera loatra ny asatononkira.serasera.orgnao

REF:
        -HALLELOIA , HALLELOIA
        - Tsara loatra ianao
        - Mahery ny asanao
        - HALLELOIA , HALLELOIA
        - Iza moa no hahasakana

Ireo hira fiderana no horaiko androany
Fa voto ny asanao aho ka te hikeky hatrany hatrany,
Mangitakitaka ahy loatra ny ao am-poko ao
Feno ny hafalianao raiko o!

REF:
        -HALLELOIA , HALLELOIA
        - Tsara loatra ianao
        - Mahery ny asanao
        - HALLELOIA , HALLELOIA
        - Iza moa no hahasakana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)
Mpamaky : 2480
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : cross
Tamin'ny : 20/05/2016 14:07:31
ID : 8541

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo