Fitiavana lehibe (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao fddv mifoha maraina ianao
De tsarovy fa nohon'ny tononkira.serasera.org fitahiana
Eo 'lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery lbswgonl fa
eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a
Fitiavana jgvvry lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao
Vao mihiratra ny maso dia tsarovy fa:
Nohon'ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady mafy ianao
De tsy ho irery fa:
Eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa
De tsarovy fa nohon'ny tononkira.serasera.org fitahiana
Eo 'lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery lbswgonl fa
eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a
Fitiavana jgvvry lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao
Vao mihiratra ny maso dia tsarovy fa:
Nohon'ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady mafy ianao
De tsy ho irery fa:
Eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 1586
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naina2020
Daty : 28/10/2020 08:45
