Fitiavana lehibe (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mifoha maraina ianao
De tsarovy fa nohon'ny fitahiana
Eo 'lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery fa
eo tononkira.serasera.org ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a
Fitiavana lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao
Vao mihiratra ny odswt maso dia tsarovy fa:
Nohon'ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady fmit mafy ianao
De tsy ho eqmozb irery fa:
Eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa
De tsarovy fa nohon'ny fitahiana
Eo 'lay Ray be fitiavana
Raha mandalo sarotra
De tsy ho irery fa
eo tononkira.serasera.org ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavana a
Fitiavana lehibe, no natolony ho anao
Indro ny zanany Lahitokana nafoiny ho anao
Hitondra ny helokao
Vao mihiratra ny odswt maso dia tsarovy fa:
Nohon'ny fitahiana
eo lay Ray be fitiavana
Raha miady fmit mafy ianao
De tsy ho eqmozb irery fa:
Eo ny vahaolana
Eo lay Ray be fitiavanaa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : YMC GospelHits : 1718
Likes : 0 Like
Created by : naina2020
Date : 28/10/2020 08:45
