Soa fa teo Jesosy (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anatin'ny aizina aho nohazavainao
Tao an-davaka koa aho dia nampakarinao
Hoy Ianao hoe mitrakà,
F'Izaho tsy handao anao ry zanako
Raiso ny tanako
Hay teo foana Ianao Jesosy nitsilo ahy
Tsy mba nahalala izany aho hatramin'izay
Hay Ianao nitarika
ny lalana vwxgbz izay nodiaviko
Hatramin'ny taloha
Ref: Soa fa teo Ianao Jesosy nandray ny tanako
Tsy namela ahy zgoi ho irery, misaotra eram-po
Fa raha tsy Ianao namonjy ahy
Tsy mba toy izao aho
Ny fiainako giabpx am-pelatananao.
Koa manomboka anio aho dia ho Anao
Fo, saina, vatana, fanahy atolotro Anao
Fantatro fa Ianao ihany no azoko antoka hametrahako ny androm-piainako
Ref
Koa andao hiaraka ary hifampitantana
Hizotra hiakatra ka andeha ho any an-danitra
Jesosy ilay tokan'ny tononkira.serasera.org Ray, efa miandry ka andao
Manolo-tanana ho ahy sy ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM ItaosyVangy : 1549
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kalotsiky
Daty : 20/07/2019 17:34