Ampidiro aloha ny tenimiafina
Soa fa teo Jesosy (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anatin'ny aizina aho nohazavainao
Tao an-davaka koa aho dia nampakarinao
Hoy Ianao hoe mitrakà,
F'Izaho tsy handao anao ry tononkira.serasera.org zanako
Raiso ny ygdae tanako
Hay qymgaid teo foana Ianao Jesosy nitsilo ahy
Tsy mba nahalala izany aho hatramin'izay
Hay Ianao nitarika
ny lalana izay nodiaviko
Hatramin'ny taloha
Ref: Soa fa teo Ianao Jesosy nandray ny tanako
Tsy namela ahy ho irery, misaotra eram-po
Fa raha tsy Ianao namonjy ahy
Tsy mba toy izao aho
Ny fiainako am-pelatananao.
Koa manomboka anio aho dia ho Anao
Fo, saina, aexwdljs vatana, fanahy atolotro Anao
Fantatro fa Ianao ihany no azoko antoka hametrahako ny androm-piainako
Ref
Koa andao hiaraka ary hifampitantana
Hizotra hiakatra ka andeha ho any an-danitra
Jesosy ilay tokan'ny Ray, efa miandry ka andao
Manolo-tanana ho ahy sy ho anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM ItaosyVisites : 1516
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : kalotsiky
Date : 20/07/2019 17:34