You are here: home > Tononkira > VLM Itaosy

Ny fitiavany (VLM Itaosy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-itaosy/ny-fitiavany

NY FITIAVANY

1. Mahavalalanina ny saina 'reo manodidina ahy
Toa faly feno fiadanana
Hatraiza nefa Ray ô izany fetrany
sa mandrakizay tsy misy farany

Fiv: Ho amin'izy ireo anie ny fiantranao
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izTsiky dia ampyao azy
Mba ho aminy ny fahatsapana fa
Ianao dia FITIAVANA

2. Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre
Izato fitiavan-dehibe
Kanefa fahotana no nasetriny
sa fisaorana no navaliny

Fiv: Ho amin'izy ireo .........

Minia tsy mahita ve sa odian-tsy mandre

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Itaosy
Mpamaky : 721
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiry_izy
Tamin'ny : 03/06/2015 14:19:46
ID : 7495

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo