You are here: home > Tononkira > VLM Itaosy

Midera An'I Jehovah (VLM Itaosy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-itaosy/midera-ani-jehovah

MIDERA AN'I JEHOVAH

1. An'I Jehovah ny tany rehetra
sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina ao
dia samy hankalaza anao

Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra tononkira.serasera.orgeo anatrehany
Fa masina Ianao ry Tompo tianay
ka dera laza no asandratray

2. Ry ondry nania, avia ka modia
hanolotra ny voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka saotra no atolotray

Fiv: Diovy ny fonao .........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Itaosy
Mpamaky : 1487
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiry_izy
Tamin'ny : 07/07/2015 13:14:37
ID : 7574

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo