You are here: home > Tononkira > VLM Itaosy

Antso (VLM Itaosy)

ANTSO

1. Ekeko izao ny antsonao ry Rainay Masina
Izay mibitsika ao anatiko
Tsy hieritreritra aho ny mbola handa anao tokoa
Inty aho fa hanaiky ho anao

Fiv: Ka indro Ianao ry Ray namela ny heloko
Nanolotra ho anay fanati-tononkira.serasera.orgtsitrapo
Jesosy zanakao, 'lay mendrika tokoa
Ka raiso anjakao mba ho anao

2. Nandalo ady sarotra sy ditraditra koa
Ny fiainako sy izay mikasika ahy
Apetrako aminao Jesosy tia anay tokoa
Atolotro anao re eram-po

Fiv: Ka indro Ianao ry Ray .........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Itaosy
Mpamaky : 767
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiry_izy
Tamin'ny : 30/06/2015 09:36:30
ID : 7561

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo