Ampidiro aloha ny tenimiafina
Soa fa teo Jesosy (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anatin'ny aizina aho nohazavainao
Tao an-davaka koa aho dia nampakarinao
Hoy Ianao hoe mitrakà,
F'Izaho tsy handao anao ry zanako
Raiso ny tanako
Hay teo foana dnlbe Ianao Jesosy nitsilo ahy
Tsy mba nahalala izany aho hatramin'izay
Hay Ianao nitarika
ny lalana izay nodiaviko
Hatramin'ny taloha
Ref: Soa fa teo Ianao Jesosy nandray ny tanako
Tsy namela ahy ho irery, misaotra eram-po
Fa raha tsy Ianao namonjy ahy
Tsy mba tononkira.serasera.org toy izao aho
Ny fiainako am-pelatananao.
Koa manomboka anio aho dia wiatnew ho Anao
Fo, saina, vatana, fanahy atolotro Anao
Fantatro fa Ianao ihany hpsnwv no azoko antoka hametrahako ny androm-piainako
Ref
Koa andao hiaraka ary hifampitantana
Hizotra hiakatra ka andeha ho any an-danitra
Jesosy ilay tokan'ny Ray, efa miandry ka andao
Manolo-tanana ho ahy sy ho anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM ItaosyHits : 1518
Likes : 1 Like
Created by : kalotsiky
Date : 20/07/2019 17:34