You are here: home > Tononkira > VLM Itaosy

Vavaka (VLM Itaosy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-itaosy/vavaka

VAVAKA

1. Ny fiainako rehetra (Tompo ô)
Dia hitanao tokoa
Ny hadalana vitako
Ifonako aminao

Fiv: Mivavaka aho izao
Mifona mitalaho
Esory re ny otako
Indro aho raiso ho zanakao

2. Be ny ota izay natao (Ratononkira.serasera.orgiko ô)
Teo anatrehanao
Indreo ny fandriky satana
Nandifotra tsy tana

Fiv: Mivavaka aho izao .........

3. Ny faniriako izao (Ho anao)
Ny hitory anao Kristy
Hanandratra ny anaranao
Mandrakizay doria

Fiv: Mivavaka aho izao .........

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Itaosy
Mpamaky : 830
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiry_izy
Tamin'ny : 05/06/2015 08:57:53
ID : 7500

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo