Midera An'I Jehovah (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERA AN'I vxtctd JEHOVAH
1. An'I Jehovah ny tany rehetra
sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina ao
dia samy hankalaza anao
Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra eo anatrehany
Fa jtgzoldm masina Ianao ry Tompo tononkira.serasera.org tianay
ka dera laza no asandratray
2. Ry ondry nania, avia ka modia
hanolotra ny xgmec voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka saotra no atolotray
Fiv: Diovy ny fonao .........
1. An'I Jehovah ny tany rehetra
sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina ao
dia samy hankalaza anao
Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra eo anatrehany
Fa jtgzoldm masina Ianao ry Tompo tononkira.serasera.org tianay
ka dera laza no asandratray
2. Ry ondry nania, avia ka modia
hanolotra ny xgmec voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka saotra no atolotray
Fiv: Diovy ny fonao .........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM ItaosyVangy : 2491
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahiry_izy
Daty : 07/07/2015 15:14
