Midera An'I Jehovah (VLM Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERA AN'I JEHOVAH

1. An'I Jehovah hwlb ny tany rehetra
sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina ao
dia samy hankalaza anao

Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra bgztcv eo anatrehany
Fa masina Ianao ry Tompo tianay
ka dera laza no asandratray

2. Ry ondry nania, avia ka modia
hanolotra ny tononkira.serasera.org voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka jurcoxv saotra no atolotray

Fiv: Diovy ny fonao .........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Itaosy
Visites : 2490
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tahiry_izy
Date : 07/07/2015 15:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318