Midera An'I Jehovah (VLM Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIDERA AN'I JEHOVAH
1. An'I Jehovah ny djhk tany rehetra
sy izay rehetra nrxn eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina pgipsy ao
dia samy hankalaza anao
Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra eo anatrehany
Fa masina Ianao ry Tompo tianay
ka dera laza no asandratray
2. Ry ondry nania, tononkira.serasera.org avia ka modia
hanolotra ny voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka saotra no atolotray
Fiv: Diovy ny fonao .........
1. An'I Jehovah ny djhk tany rehetra
sy izay rehetra nrxn eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina pgipsy ao
dia samy hankalaza anao
Fiv: Diovy ny fonao sy ny molotrao
raha te hitoetra eo anatrehany
Fa masina Ianao ry Tompo tianay
ka dera laza no asandratray
2. Ry ondry nania, tononkira.serasera.org avia ka modia
hanolotra ny voadiny
Ho an'Andriamanitra be voninahitra
ka saotra no atolotray
Fiv: Diovy ny fonao .........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM ItaosyHits : 2564
Likes : 1 Like
Created by : tahiry_izy
Date : 07/07/2015 15:14
