Ry Noely ô! (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho xjms anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry dxpli mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA Valitera hlpos
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho xjms anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry dxpli mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao tononkira.serasera.org (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA Valitera hlpos
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1918
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54
