Ry Noely ô! (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Noely ô, Ry tononkira.serasera.org Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly tfoyw fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny tetxh ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA qfux Valitera
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Ry Noely ô, Ry Noely ô
Tena tiako ianao
Mamiko tokoa, mahafaly tfoyw fo
Raha ny soa entinao
Zanaky ny Ray tonga ho anay
Dia Jesosy Kristy
Mba hamonjy ireo ondry mania
Fiv Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra
Izao tontolo izao (2 fois)
Nomeny tetxh ny Zanany Lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana mandrakizay
Doria doria Amen.
A/C RALAINIRINA qfux Valitera
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1862
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:54
