Manolo-tena (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolotena aho pxvav anio Jesosy ô!
Manolotena aho hanao ny sitrakao
Ny fiainako havaozinao
Indro ny eiyoscr foko diovy tononkira.serasera.org sy sasao

Fiv Hatrizay dia filibana
Sy hadalana no niainako
Ankehitriny aho dia te hiova
Handao ny ratsy fanaoko taloha
Ankehitriny aho raiso ho Anao
Amboary aho ho olom-baovao.

A/C RALAINIRINA Valitera nylf

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Ampitankely
Visites : 1362
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298