Manolo-tena (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolotena aho ujgoru anio Jesosy ô!
Manolotena aho tononkira.serasera.org hanao ny sitrakao
Ny fiainako havaozinao
Indro ny foko diovy sy sasao

Fiv Hatrizay dia filibana
Sy hadalana oujvjbw no niainako
Ankehitriny aho dia te hiova
Handao ny ratsy fanaoko taloha
Ankehitriny aho raiso ho Anao
Amboary aho ho olom-baovao.

A/C RALAINIRINA Valitera xqbxn

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Ampitankely
Vangy : 1361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1792