Asandratro (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Asandratro ny hira ho Anao Jehovah Ray
Asandratro ny dera ho xvanvkzi Anao mandrakizay
Fa be fiantra Hianao, ny zanakao nafoinao
Ho fanavotana anay
Fiv: Amin’izao Noely fety pbijt mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany
2.Asandratro ny tononkira.serasera.org hira ho Anao ry eqqi Lay Mesia
Asandratro ny dera ho Anao doria doria
Fa be fitia Hianao, ny ainao no nafoinao
Ho famonjena anay mpania
Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany
A/C: RALAINIRINA Valitera

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1597
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 05/01/2019 09:48