Asandratro (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Asandratro ny hira ho Anao Jehovah nymwgmv Ray
Asandratro ny dera ho Anao mandrakizay
Fa be fiantra Hianao, ny zanakao nafoinao
Ho fanavotana anay
Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy hzoeq no anarany
2.Asandratro ny hira ho Anao ry Lay Mesia
Asandratro ny dera ho Anao doria doria
Fa be fitia Hianao, ny ainao no nafoinao
Ho famonjena anay cwrbdekh mpania
Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay tononkira.serasera.org ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany
A/C: RALAINIRINA Valitera
Asandratro ny dera ho Anao mandrakizay
Fa be fiantra Hianao, ny zanakao nafoinao
Ho fanavotana anay
Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy hzoeq no anarany
2.Asandratro ny hira ho Anao ry Lay Mesia
Asandratro ny dera ho Anao doria doria
Fa be fitia Hianao, ny ainao no nafoinao
Ho famonjena anay cwrbdekh mpania
Fiv: Amin’izao Noely fety mamy izao
No ahatsiarovanay tononkira.serasera.org ilay fitiavanao
Lay teny tonga nofo ka nidina tety
Jesosy no anarany
A/C: RALAINIRINA Valitera
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1598
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 05/01/2019 09:48
