Omeo Herim-po Aho (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona àry no hiseho?.Matahotra kjqtcpxd aho, manahy.
Nefa tsapako eo akaiky eo zorliz Ianao mitantana ahy.
Mafy ny ady hosetraiko,mahery ireo hiadiako.
Nefa eo an-tananao ny aiko,
Ianao no itokiako.
ref: Jehovah, hatanjaho ny foko hatoky foana hoe:
Na dia maro ireo fahavalo, ny momba tononkira.serasera.org ahy be dia be.
ixvajbmw Omeo herim-po aho,hijoro ka ho sahy.
Mba omeo herim-po aho, f’Ianao no miady ho ahy.
Fantatro hoe malemy aho raha tsy eo Ianao hanampy.
Nefa ny alokao no miaro ahy: Ianao no Vatolampy.
Efa vonona aho ’zao handeha hisetra onja.
’Zay mangeja ahy hovahanao,
na fasana io, na fonja.

Na dia maro ireo fahavalo, ny momba ahy be dia be.
Omeo herim-po aho,hijoro ka ho sahy.
Mba omeo herim-po aho, f’ianao no miady ho ahy.
Jehovah, hatanjaho ny foko hatoky foana hoe:

Mba omeo herim-po aho,
f’Ianao no miady ho ahy.
JW convention 2018

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1078
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 11/09/2019 11:01