Isaorako Ianao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa tsy hita intsony
izay mba hampitony.
Dia “mihaino Ianao”
cjyoyfbf isaorako Ianao.
Zay hitranga androany
mafimafy ihany.
Fa eo Ianao ,
wvlhq isaorako Ianao.
Izahay tia Anao na inona hitranga,
Fa Ianao tsy handao
gqnyp an’izay matoky anao amin’ny fo.
Omeo fiadanan-tsaina
fa mihatra aman’aina.
Tsy hanary Ianao,
Isaorako Ianao.
Tsy tononkira.serasera.org hafoinao ‘zay tsy mahafoy anao…
Tiany foana ianao. Isaorako Ianao.
JWBroadcasting August 2016
izay mba hampitony.
Dia “mihaino Ianao”
cjyoyfbf isaorako Ianao.
Zay hitranga androany
mafimafy ihany.
Fa eo Ianao ,
wvlhq isaorako Ianao.
Izahay tia Anao na inona hitranga,
Fa Ianao tsy handao
gqnyp an’izay matoky anao amin’ny fo.
Omeo fiadanan-tsaina
fa mihatra aman’aina.
Tsy hanary Ianao,
Isaorako Ianao.
Tsy tononkira.serasera.org hafoinao ‘zay tsy mahafoy anao…
Tiany foana ianao. Isaorako Ianao.
JWBroadcasting August 2016
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 31/05/2019 07:27
